Entry | 1 maka rivotra |
Elementary words | 2 maka, 3 rivotra |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1] |
Explanations in English |
6 To take exercise, seeking fresh air. [1.2] |
Examples |
7 Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy;
[2.59#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |